Table Of ContentREPOBLIKAN’I MADAGASIKARA
REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA
Tanindrazana-Fahafahana-Fandrosoana
Tanindrazana-Fahafahana-Fandrosoana
___________
—————
FIADIDIANA NY REPOBLIKA
PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE
___________
—————
LALANA LAHARANA FAHA- 2004-020
LOI N° 2004-020 du 19 août 2004
tamin’ny 19 aogositra 2004 momba ny fanadiovana vola, ny fitiliana,
sur le blanchiment, le dépistage, la confiscation
ny fihazonana, sy ny fandraisana ireo vokatry ny heloka bevava
et la coopération Internationale en matière de produits du crime
sy ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena
(JO n°2939 du 08.11.04, p.4349)
(JO n°2939 du 08.11.04, p.4349)
EXPOSE DES MOTIFS
FAMELABELARANA NY ANTONANTONY
Au cours de sa 17ème session extraordinaire tenue à New York (USA) en février 1990, l'Assemblée Générale
de l'ONU avait proclamé la période 1991-2000 décennie des Nations Unies contre l'abus des drogues. L'un
des faits marquants de celle-ci fut la tenue en décembre 1998 de la 20ème session extraordinaire de Nandritra ny fotoam-pivoriana tsy ara-potoana faha-fito ambin’ny folo tao New-York (
l'Assemblée Générale consacrée à la lutte internationale contre le problème mondial de la drogue. Lors de ETAZONIA) tamin’ny volana febroary 1990, ny Fivoriamben’ny Firenena Mikambana dia
nanambara ny fe-potoana 1991-2000 ho folo taonan’ny Firenena Mikambana hiadiana amin’ny
cette session, les Etats membres qui y avaient participé étaient parvenus à un consensus sur les mesures
fandraisana be loatra zava-maha-domelina. Iray amin’ireo toe-java-misy nivoitra tamin’izany
visant à renforcer la stratégie de contrôle des drogues et avaient adopté une déclaration politique dans ny fisian’ny fotoam-pivoriana tsy ara-potoana faha-roapolo nataon’ny Fivoriambe natokana
laquelle ils s'engagent notamment à lutter avec une énergie particulière contre le blanchiment des capitaux ho an’ny ady iraisam-pirenena amin’ny olana maneran-tany ateraky ny zava-maha-domelina.
et à renforcer la coopération internationale, régionale et sous-régionale par l'adoption d'ici à 2003 des Nandritra io fotoam-pivoriana io, ireo firenena mpikambana nandray anjara dia tojo
marimaritra iraisana mikasika ny fepetra mikendry ny hanamafy ny teti-panorona fanaraha-
législations et des programmes nationaux relatifs à ce phénomène, conformément aux dispositions des
maso ny zava-maha-domelina sy nandany Fanambarana ara-politika, ka tao izy ireo no
articles 3 et 5 de la Convention des Nations Unies de 1988 contre le trafic illicite des stupéfiants et des
nanapa-kevitra indrindra indrindra fa hiady amin-kerim-po manokana ho fanoherana ny
substances psychotropes. fanadiovana renivola sy hanamafy orina ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena ara-paritra sy ara-
zana-paritra amin’ny alalàn’ny fandaniana hatreto ka hatramin’ny taona 2003 lalàna sy
fandaharan’asa eo amin’ny firenena mifandraika amin’io trangan-javatra io araky ny fepetran’
ny andininy faha-3 sy faha-5 ao amin’ny Fifanarahan’ny Firenena Mikambana tamin’ny taona
1998 hiadiana amin’ny famarotana tsy ara-dalàna zava-maha-domelina sy mahavery saina.
Madagascar est partie à cette Convention laquelle stipule, dans son préambule:
Madagasikara dia mandray anjara amin’io Fifanarahana io izay milaza, ao amin’ny
Sava-ranonandony fa : « ny famarotana tsy ara-dalàna dia loharanon’ny fidiram-bola sy
“ le trafic illicite est la source des gains financiers et de fortunes importantes qui permettent aux harena miavosa izay mamela ireo fikambanana mpanao heloka manerana firenena maro
organisations criminelles transnationales de pénétrer, contaminer et corrompre les structures de l'Etat, les hiditra, hanimba ary handoto ny rafi-panjakana, ny asa aman-draharaha ara-barotra sy
activités commerciales et financières légitimes et la société à tous les niveaux ”. fampiasam-bola araky ny lalàna sy ny fiaraha-monina amin’ny dingana rehetra. ».
Noho izany, ho tohin’ny fidirany ho mpikambana tao amin’io fifanarahana io tokony izy
indrindra indrindra :
Ainsi, consécutivement à son accession à cette Convention, il doit notamment:
● ∙ Mametraka lalàna lasitra manangana ho heloka bevava ny fanadiovana vola avy
- mettre en place un cadre législatif criminalisant le blanchiment de l'argent provenant d'infractions graves, amin’ny fandikan-dalàna lehibe, afahana manao fisorohana, fitiliana, fikarohana sy
d'assurer la prévention, la détection, l'investigation et la poursuite du crime de blanchiment, notamment fanenjehena ny maha-heloka bevava ny fanadiovana vola, indrindra indrindra amin’ny
grâce à une coopération internationale et une entraide judiciaire; alalàn’ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena sy fifanampiana ara-pitsarana ;
● ∙ Manorina fitsipika ara-bola sy didy aman-dalàna mahomby mba hisakanana ireo
- établir des règles financières et une réglementation efficace pour empêcher les auteurs des infractions et
mpanao fandikan-dalàna sy ny volan’izy ireo tsy araky ny lalàna tsy ho tafiditra amin’ireo
leurs fonds illicites d'avoir accès aux systèmes financiers nationaux et internationaux et préserver ainsi rafitra ara-bola eo amin’ny firenena sy iraisam-pirenena sy hitandrona arak’ izany ny
l'intégrité des systèmes financiers dans le monde et assurer le respect des lois et règlements adoptés contre maha-tomombana ireo rafitra ara-bola eran-tany sy hiantohana ny fanajana ny didy aman-
le blanchiment de l'argent, notamment par l'obligation de signaler les activités suspectes et la levée des dalàna nolaniana iadiana amin’ny fandiovana vola, indrindra indrindra fa ny adidy
hampahafantatra ny asa aman-draharaha ahiahiana sy ny fanesorana ireo sakana atohitry
obstacles que le secret bancaire oppose aux efforts de lutte contre ce phénomène, même si, éventuellement,
ny tsiambaratelon’ny banky amin’ireo ezaka iadiana amin’ny io trangan-javatra io, eny fa
les dispositions de l'art. 378 du Code Pénal pourront être invoquées;
na dia raha miseho izany, ny fepetra ny andininy faha-378 ao amin’ny Fehezan-dalàna
famaizana aza mety ho tsiahivina ;
● ∙ Mampihatra ireo fepetra famaizana indrindra indrindra ho fitiliana, fikarohana,
fanenjehana sy fanasaziana ireo mpanao heloka amin’ny fomba mahomby.
- mettre en œuvre des mesures répressives aux fins notamment de la détection, de l'investigation
Tao amin’iray amin’ireo toro-mariny, ny Fivoriana an-tampony nataon’ireo filoham-
des poursuites et de la condamnation efficaces des auteurs.
panjakana sy lehiben’ny Goverinemanta mpikambana ao amin’ny Firaisambe afrikana tao
Ouagadougou (Burkina Faso) tamin’ny volana jiona 1998 dia nanoritra indrindra indrindra ny
Dans l'une de ses recommandations, le Sommet des Chefs d'Etat et de Gouvernement de l'OUA tenu à tokony handanian’ny firenena mpikambana lalàna eo amin’ny firenena mifandraika
Ouagadougou (Burkina Faso) en juin 1998 avait notamment souligné la nécessité pour les Etats membres amin’izany, manasazy ny fanadiovana ny vola azo amin’ny famarotana zava-maha-domelina
d'adopter des lois nationales appropriées réprimant l'argent acquis grâce au trafic de drogues et prévoyant sy manondro fepetra mifanandrify amin’ ny fanaraha-maso ny fanadiovana vola.
Madagasikara dia nanenjika ny fanadiovana vola, ao amin’ireo andininy faha-102, 104
des mesures spécifiques de contrôle du blanchiment d'argent.
hatramin’ny 107 an’ny lalàna laharana faha-97-039 tamin’ny 4 septambra 1997 momba ny
fanaraha-maso ny zava-maha-domelina, ny mahavery saina, sy ny enti-mamboatra azy ireny
Madagascar a incriminé, dans les articles 102, 104 à 107 de la Loi n° 97- 039 du 4 septembre 1997 sur le eto Madagasikara. Na izany aza, ny lalàna dia tsy nanondro mazava ny fepetra mifanandrify
contrôle des stupéfiants, des substances psychotropes et des précurseurs à Madagascar, le blanchiment de ho an’ny fitiliana io fandikan-dalàna io na izay manjò ny vokatr’izany. Ho famenoana io lesoka
l'argent. Toutefois, la loi n'a précisé ni les mesures spécifiques pour le dépistage de cette infraction ni le sort io sy ho fanajana ireo andraikitra nosoniaviny tamin’ny fivoriana tsy ara-potoana faha-
roapolon’ny Fivoriamben’ ny Firenena Mikambana no nahatonga ny Goverinemantan’i
des produits de celle-ci. C'est pour combler cette lacune et pour honorer des engagements qu'il avait
Madagasikara hiantso ny fanampiana eo amin’ny lafiny lalàna avy amin’ny
souscrits lors de la 20ème session extraordinaire de l'Assemblée Générale de l'ONU que le Gouvernement de
Fandaharan’asan’ny Firenena Mikambana misahana ny fanaraha-maso iraisam-pirenena atao
Madagascar a fait appel à l'assistance juridique du Programmes des Nations Unies pour le Contrôle amin’ny zava-maha-domelina tany Vienne (Autriche) mba ho fanampiana azy amin’ny
International des Drogues à Vienne (Autriche) à l'effet de l'aider dans l'élaboration d'une loi contre le fandrafetana volavolan-dalàna hiadiana amin’ny fanadiovana renivola, fitaovana izay tsy ho
blanchiment des capitaux, instrument qui ne se limitera donc plus au blanchiment de l'argent de la drogue voafetra intsony amin’ny fanadiovana volan’ny zava-maha-domelina fa ho amin’ireo vokatra
rehetra avy amin’ny heloka bevava.
mais à tous les
Amin’ny alalàn’izao volavolan-dalàna izao, Madagasikara, toa ny firenena maro
amin’ny Firenena Mikambana dia mihevitra arak’izany, etsy andaniny ny hisakana ireo izay
produits du crime. mivelona amin’ny asa aman-draharaha fanaovan-keloka manerana firenena maro tsy hioty ny
vokatr’izy ireny sy hanafoana ny antony fototra manosika azy ireo hanao izany, etsy ankilany
hampivoitra ny fahavononany hiara-miasa amin’ireo firenena ireo anatin’ io ady io.
Par cette Loi, Madagascar, à l'instar de plusieurs Etats de l'ONU, entend ainsi priver ceux qui se livrent à des
Ny volavolan-dalàna, izay dinihana etoana, dia ahitàna Lohateny dimy :
activités criminelles transnationales du produit de celles-ci et supprimer ainsi leur principal mobile, d'une
Ny Lohateny voalohany dia mamaritra ireo lafiny “ankapobeny”.
part, manifester sa détermination de coopérer avec ces Etats dans cette lutte, d'autre part. Ny Lohateny faharoa dia mikasika ny fisorohana ny fanadiovana vola, anatin’ny toko
roa mitondra lohateny tsirairay avy hoe :
- - « Fepetra ankapobeny ho fisorohana »
- - « Mangarahara eo amin’ny raharaham-bola »
La Loi, dont il s'agit comporte 5 titres:
Ny Lohateny fahatelo dia ahitana toko efatra izay mitondra lohateny tsirairay
❖ le Titre premier traite des “ généralités” ; avy hoe :
❖ le Titre II traite de la prévention du blanchiment, dans deux chapitres respectivement intitulés: - - « Fiaraha-miasa eo amin’ireo manam-pahefana misahana ny ady amin’ny
➢ “ Dispositions générales de prévention” ; fanadiovana »
➢ “ transparence dans les opérations financières ”. - - « Fanesorana ny andraikitra »
❖ le Titre III comprend quatre chapitres qui sont respectivement intitulés: - - « Haitao eo amin’ny fikarohana »
➢ “ collaboration avec les autorités chargées de lutter contre le blanchiment” ; - - « Tsiambaratelo eo amin’ny banky na eo amin’ny asa »
➢ “exemption de responsabilité” ;
➢ “ techniques d'Investigation” ; Ny Lohateny faha-efatra dia mikasika ny Fepetra Fanerena ary ahitana toko roa
➢ “secret bancaire ou professionnel ”. mitondra ny lohateny tsirairay avy hoe :
- - « Momba ny fandraisam-pananana sy ireo fepetra fitandroam-
pananana »
- - « Momba ny famaizana ireo fandikan-dalàna »
❖ le Titre IV traite des mesures coercitives et comprend deux chapitres respectivement intitulés:
❖ “de la saisie et des mesures conservatoires” ;
Ny Lohateny faha-dimy dia mifandray amin’ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena
❖ “de la répression des infractions ”. ary ahitàna toko telo mitondra lohateny tsirairay avy hoe :
- - « Fangatahana fifanampiana ara-pitsarana »
- - « Momba ny fanolorana mpanao heloka mba hotsarain’ ny
❖ le Titre V est relative à la coopération internationale et contient trois chapitres respectivement firenen-kafa mitaky izany »
intitulés: - - « Fepetra iombonana »
❖ “demandes d'entraide judiciaire” ;
❖ “de l'extradition” ; Toy izany ny votoatin’ izao volavolan-dalàna izao izay nandraisan’ireo
❖ “dispositions communes ”. solontenan’ny Minisiteran’ny Teti-bola sy Fampandrosoana ny Faritany Mizakatena
anjara teo amin’ny fandrafetana azy, (Fadin-tseranana), ny Minisiteran’ny Raharaham-
bahiny, ny Minisiteran’ny Fitsarana, ny Sekretariam-panjakana miadidy ny filaminam-
bahoaka, ny Banky Foiben’ny Madagasikara, sy ny Sekretera Jeneralin’ny Vaomiera
Tel est l'objet de la présente loi. mpanara-maso ny asan’ny banky sy ny ara-bola ity izay atolotro anareo amin-
panajana mba holanianareo.
Antananarivo faha-
NY MPITAHIRY NY KASEM-PANJAKANA, MINISITRY NY FITSARANA
Rtoa RATSIHAROVALA Lala
LOHATENY I
NY ANKAPOBENY
Andininy voalohany - Famaritana
Araky ny hevitr’ity lalàna ity dia heverina ho toy ny fanadiovana vola :
a) a) ny famadihana na famindràn-toerana ny fananana, mba ho fanafenana na ho
fanarotsaromana ny fiavian’ny fananana tsy araky ny lalàna na hanampy izay olona
voarohirohy amin’ny fanaovan-keloka fototra mba ho afaka amin’ny vokatry ny nataony
eo amin’ny lafiny lalàna ;
b) b) ny fanafenana na ny fanarotsaromana ny fiaviany, ny toerana misy azy, ny
famindran-tanana, ny fifindrafindrana na ny fitompoana tena izy ny fananana ;
c) c) ny fahazoana, ny fihazonana na ny fampiasana ny fananana ataon’olona iray izay
mahafantatra fa ireny fananana ireny dia vokatry ny heloka bevava araky ny hevitr’ity
lalàna ity.
Ny fahafantarana, ny fikasana na ny antony fototra ilaina amin’ny singa-fototra ny fandikan-
dalàna dia azo sintomina amin’ireo fisehoan-java-misy tena marina.
Antananarivo, le
And. 2 : Dikan-teny
Araky ny hevitr’ity làlana ity :
Garde des Sceaux, MINISTRE de la JUSTICE
1. 1. Ny fikambanan-teny hoe : « vokatry ny heloka be vava » dia manondro izay
mety ho fananana na tombon-jo ara-toe-karena nosintomina mivantana na tsy
mivantana avy amin’ny heloka be vava iray na heloka tsotra .Io tombon-jo io dia
Rtoa RATSIHAROVALA Lala
hiseho amin’ny alàlan’ny fananana iray araky ny voafaritra ao amin’ny andalana
faha 2 ao amin’ity andininy ity ;
2. 2. Ny teny hoe « fananana » dia manondro izay rehetra zavatra ananana,
manam-batana na tsy manam-batana, fanana-manaraka na fanana-mitoetra, azo
TITRE PREMIER raisin-tànana na tsy azo raisin-tànana, ary koa ireo soratra araky ny làlana na
taratasy manamarina ny fitompoana ireo zavatra ananana ireo na ny zo
mifanandrify amin’izany ;
GENERALITES
3. 3. Ny teny hoe « fitaovana » dia manondro ny zavatra rehetra ampiasaina na
natao ho ampiasaina na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana,
manontolo na ampahany na manontolo, mba hanaovana fandikan-dàlana
Article premier- Définition . famaizana iray na maro ;
4. 4. Ny teny hoe : « fikambanana mpanao heloka be vava » dia manondro, araky
ny hevitr’ity làlana ity, fivorian’olona mijoro mba hanao heloka be vava na heloka
Au sens de la présente loi sont considérés comme blanchiment:
tsotra ;
. 5. Ny teny hoe « fihazomana » dia manondro fanesorana amim-batana
maharitra ny fananana na vokatra avy amin’ny fandikan-dàlana iray ampiasaina
mba hanaovana izany araky ny didy avoakan’ny fitsarana iray na vondrona hafa
a) la conversion ou le transfert de biens, dans le but de dissimuler ou de déguiser l'origine illicite des biens ou iray mahefa ;
d'aider toute personne qui est impliquée dans la commission de l'infraction principale à échapper aux
6. 6. Ny teny hoe « fandikan-dalàna tany am-potony » dia manondro izay mety ho
conséquences juridiques de ses actes ; fandikan-dàlana famaizana, na dia ny natao ivelan’ny firenena aza, nahafahan’ilay
nanao izany nioty vokatra araky ny hevitr ’ity lalàna ity ;
b) la dissimulation ou le déguisement de la nature, de l'origine, de l'emplacement, de la disposition, du
7. 7. Ny teny hoe « mpanao fandikan-dalàna » dia manondro izay olona nandray
mouvement ou de la propriété réels de biens;
anjara tamin’ny fandikan-dalàna amin’ny maha-mpanao fandikan-dalàna fototra,
mpiara-manao fandikan-dalàna na mpiray tetika.
c) l'acquisition, la détention ou l'utilisation de biens, par une personne qui sait que lesdits biens constituent
un produit du crime au sens de la présente loi. Mba ho fototra hiaingana amin’ ireo fanenjehana noho ny fanadiovana, ireo
toe-draharaha tany am-potony natao tany ivelan’ny firenena dia tsy maintsy manana
ny toetran’ny fandikan-dalàna famaizana ao amin’ilay firenena nanaovana azy ireo sy
La connaissance, l'intention ou la motivation nécessaires en tant qu'élément de l'infraction peuvent être
ao amin’ilay lalàna anatiny eto Madagasikara, raha tsy hoe misy fifanarahana mazava
déduites de circonstances factuelles objectives.
mifanohitra.
LOHATENY II
FISOROHANA NY FANADIOVANA VOLA
Art. 2- Terminologie
Toko voalohany
Fepetra ankapobeny momba ny fisorohana
Au sens de la présente loi:
1) le terme“ produit du crime” désigne tout bien ou tout avantage économique tiré directement ou And. 3 - Asa aman-draharaha voafehin’ireo toko faha II sy faha III ao amin’ity lalàna ity.
indirectement d'un crime ou délit. Ny toko faha-roa sy faha-telon’ ity lalàna ity dia mihatra amin’ny isam-batan’olona na
fikambanana mizaka ny zo aman’andraikiitra izay, ao amin’ny asa aman-draharahany,
manatanteraka, manara-maso, na manolo-kevitra hampanao fandraharahana mitarika
Cet avantage peut constituer en un bien tel que défini à l'alinéa 2 du présent article.
fitahirizana, fifanakalozana, fametrahana, fanovàna na izay rehetra hafa fihetsehan’ny
renivola ary indrindra indrindra amin’ireo orinasa mpampisambo-bola sy amin’ireo
rafitra sy mpanao fanelanelanana amin’ny raharaha ara-bola.
Ny toko faharoa sy fahatelon’ity lalàna ity dia mihatra ihany koa, ho an’ny
fandraharahan’ izy ireo rehetra, amin’ireo mpanao fanakalozana amin’ny tanàna,
amin’ireo trano filokàna sy ireo trano filalaovana, ary koa amin’ireo izay
manatanteraka, manara-maso na manolo-kevitra hampanao fandraharahana momba
2) Le terme “ bien” désigne tous les types d'avoirs, corporels ou incorporels, meubles ou immeubles,
ny fananana mitoetra.
tangibles ou intangibles, ainsi que les actes juridiques ou documents attestant la propriété de ces avoirs ou
Ireo olona izay, eo am-panaovana ny asa aman-draharahany, manatanteraka,
des droits y relatifs. manara-maso, manolo-kevitra hampanao fandraharahana mitarika fihetsehan’ny
renivola, ireo antokon-draharaha momba ny fampiasam-bola sy fitantanam-bola an’ny
fanjakana sy tsy miankina, ireo fisahanan-draharahan’ny paositra, ireo fikambanana
mpanao fiantohana, ireo fiombonana, ireo fikambanana fanakalozam-bola sy ireo
mpivarotra mpanakalo vola an-tànana dia tsy maintsy mampandre ny Sampan-
draharaha najoro ao amin’ny andininy faha-16 raha vantany vao hitan’ izy ireo fa misy
vola, na ireo fanaovan-draharaha mikasika ireny vola ireny dia mety ho avy amin’ny
3) Le terme“ instrument” désigne tous les objets employés ou destinés à être employés de quelque façon fandikan-dalàna voatondro ao amin’ireo andininy faha-95 ka hatramin’ny faha- 97, 100
que ce soit, en tout ou en partie, pour commettre une ou des infractions pénales. sy 101 ao amin’ny lalàna faha 97-039 tamin’ny 4 novambra 1997 momba ny fanaraha-
maso ireo zava-maha-domelina, ny mahavery saina, sy ny mamboatra azy eto
Madagasikara na avy amin’ny fanaovana heloka bevava tsara rindra manerana
firenena maro.
4) Le terme ‘’ organisation criminelle” désigne, au sens de la présente loi, tout groupe structuré dans le but
And. 4 - Fetran’ny fampiasana lelavola sy taratasim-bola entin’izay mitondra azy
de commettre des crimes ou délits. Raràna ny mety ho fandoavam-bola amin’ny alalàn’ny lelavola na amin’ny
taratasim-bola entin’izay mitondra azy vola tokony mihoatra ny 10 tapitrisa ariary.
Na izany aza, didim-panjakana iray raisina eo amin’ny fotoam-pivorian’ny
Governemanta no hamaritra ireo toe-javatra sy fepetra izay hanekena ny fandikana ny
andàlana etsy aloha. Amin’io lafin-javatr’io, fanambarana iray mamaritra mazava ny
5) Le terme “ confiscation ” désigne la dépossession permanente de biens ou de produits tirés d'une
fombafomba fanatanterahana ny fandraharahana sy ny mombamomba ahafantarana
infraction ou de moyens utilisés pour la commettre sur décision d'un tribunal ou d'une autre entité
ny andaniny sy ny ankilany, dia tsy maintsy atao any amin’ny sampana misahana ny
compétente. filan-kevitra ara-bola najoron’ny andininy faha-16 ao amin’ity lalàna ity.
And. 5 - Ny tsy maintsy hanaovana ny famindrana ireo vola tahiry iraisam-pirenena
amin’ny alalàn’ny antokon-draharaha mpampisambo-bola iray na rafitra fitantanam-
6) Le terme“ infraction d'origine ” désigne toute infraction pénale, même commise à l'étranger, ayant permis
bola iray.
à son auteur de se procurer des produits au sens de la présente loi.
Izay mety ho famindrana mankany ivelan’ny firenena na avy ivelan’ny firenena
ireo vola tahiry, taratasim-bola tsy manonona anarana na tetim-bidy mikasika vola izay
mihoatra ny 6 tapitrisa araiary ny mari-bola tambatra, dia tsy maintsy atao amin’ny
alalàn’ny orinasa fampisamboram-bola na rafitra mpampiasa vola nahazo alàlana na
amin’ny alalàn’ny mpanelanelana.
Azo ovaina amin’ny alalàn’ny didim-panjakana noraisina ao amin’ny fotoam-pivorian’ny Goverinementa Ireo
7) Le terme “ auteur ” désigne toute personne ayant participé à l'infraction soit en qualité d'auteur principal, mari-bola voatondro ao amin’ity andalana ity sy andalana voalohany amin’ny andininy faha-4.
de co-auteur ou de complice.
TOKO II
Afin de servir de base à des poursuites pour blanchiment, les faits d'origine commis à l'étranger doivent
Mangarahara eo amin’ireo asa fitantanam-bola
avoir le caractère d'une infraction pénale dans le pays où ils ont été commis et dans la loi interne de
Madagascar, sauf accord précis contraire.
And. 6 - Fepetra ankapobeny
TITRE II
Ny Fanjakana no mandrindra ny lasitra araky ny lalàna mba ahafahany miantoka ny mangarahara eo amin’ny
fifandraisana ara-toe-karena, indrindra indrindra amin’ny fiantohana fa ny lalàna mifehy ny fikambanam-
PREVENTION DU BLANCHIMENT
barotra sy ny paipaika araky ny lalàna ho fiarovana ny fananana izay tsy mamela ny fanorenana vondrona tsy
misy fa an’eritreritra fotsiny ihany na vondrona natao ho fisehoana ivelany fotsiny.
CHAPITRE PREMIER
DISPOSITIONS GENERALES DE PREVENTION And. 7- Famantarana ireo mpanjifa amin’ny alalàn’ny orinasa fisamboram-bola sy ireo
rafitra mpampiasa vola
Ireo orinasa fisamboram-bola sy ireo rafitra mpampiasa vola dia tsy maintsy
mahazo antoka ny famantarana sy ny adiresin’ireo mpanjifany alohan’ny anokafana
kaonty na bokim-bola, mandray taratasim-bola hotehirizina, tetimbidy na taratasy
misy sora-bola, manome vata fitehirizam-bola na manao izay ahatomombana ireo
fifandraisana hafa rehetra ara-pandraharahana.
Ny fanamarinana ny famantarana ny olon-tsotra iray dia atao amin’ny alalàn’ny
Art. 3. Professions soumises aux titres II et III de la présente loi fampisehoana ny matoan’ny taratasy ara-panjakana mbola manan-kery sy ahitana
sary tapaka, ka anaovana kopia izy io. Ny fanamarinana ny adiresiny dia atao amin’ny
alalàn’ny fampisehoana taratasim-panjakana iray afaka manaporofo izany.
Ny fanamarinana famantarana ny fikambanana mizaka zo isam-batan’olona dia
atao amin’ny alalàn’ny fampisehoana ny sata sy izay mety ho taratasin-draharaha
Les titres II et III de la présente loi s'appliquent à toute personne physique ou morale qui, dans le cadre de sa milaza fa voarakitra am-boky ara-dalàna izy io ary manana fijoroana tena izy eo
profession, réalise, contrôle, ou conseille des opérations entraînant des dépôts, des échanges, des amin’ny fotoana hamantarana azy.Misy dika mitovy amin’izany alaina.
placements, des conversions ou tous autres mouvements de capitaux et notamment aux établissements de Ireo tompon’andraikitra, mpiasa sy olona nirahina izay tokony hanana
fifandraisana ataony amin’ny anaran’olon-kafa dia tsy maintsy mampiseho, ankoatra
crédit, aux institutions et intermédiaires financiers.
ireo singan-taratasy voatondron’ny andalàna faharoa amin’ity andininy ity, ireo
taratsin-draharaha manamarina iny amindram-pahefana nomena azy ireo ary koa ireo
taratasin-draharaha manamarina ny famantarana sy ny adiresin’ireo manan-jo ara-
toe-karena.
Les titres II et III de la présente loi s'appliquent également, pour toutes leurs opérations, aux changeurs
manuels, aux casinos et aux établissements de jeux, ainsi qu'à ceux qui réalisent, contrôlent ou conseillent And. 8 - Famantarana ireo mpanjifa sendra nandalo
Ny famantarana ireo mpanjifa sendra nanan-draharaha dia atao arak’ireo
des opérations immobilières.
fepetra voatondro amin’ny andininy faha-7, ho an’izay rehetra fifanarahana miompana
aminà vola mihoatra ny 15 millions fmg na 3 tapitrisa ariary.
Amin’ireo trangan-javatra tsy ahafantarana ny tetim-bidin’ny fifanarahana eo
amin’ny fotoana anaovana ilay raharaha, dia hirosoana ny famantarana ny mpanjifa
Les personnes qui, dans l'exercice de leur profession, réalisent, contrôlent ou conseillent des opérations raha vantany vao fantatra ilay tetim-bidy na koa tratra ilay fetra tsy azo ihoarana
entraînant des mouvements de capitaux, les établissements bancaires et financiers publics et privés, les voatondron’ny andalàna voalohany.
Na latsaky ny fetra voatondro aza ny tetim-bidin’ilay raharaha atao, takiana ny
services de la poste, les sociétés d'assurance, les mutuelles, les sociétés de bourse et les commerçants
famantarana rehefa tsy azo antoka ny maha-marim-pototra ny fiaviana.
changeurs manuels sont tenus d'avertir le service institué à l'article 16 dès lors qu'il leur apparaît que des Tsy maintsy atao ihany koa ny famantarana raha toa misy ny
sommes, ou des opérations portant sur ces sommes, sont susceptibles de provenir d'infractions prévues aux fiverimberenan’ny raharaha samy hafa, natao tao anatin’ny fe-potoana voafetra sy ho
articles 95 à 97, 100 et 101 de la loi n° 97-039 du 04 novembre 1997 sur le contrôle des stupéfiants, des an’ny tetim-bidin’ny olon-tokana latsak’ilay voatondro ao amin’ny andalàna
voalohany.
substances psychotropes et des précurseurs à Madagascar ou d'une criminalité transnationale organisée.
And. 9 - Famantarana ilay manan-jo ara-toe-karena
Raha toa tsy azo antoka fa, miasa ho an’ny tenany ihany ilay mpanjifa, ny
orinasa fisamboram-bola na ny rafitra mpampiasa vola dia manadihady amin’ny fomba
rehetra ny famantarana ilay olona tena mpanome baiko sy /na ilay olona izay ny
asan’io no ataony.
Rehefa vita ny fanamarinana, raha toa mbola mitoetra ny fisalasalana mikasika
ny famantarana ilay olona tena manan-jo, tsy maintsy faranana ny fifandraisana
amin’ny banky, tsy tohinina raha sendra izany ny adidy tsy maintsy hanmbarana ireo
ahiahy.
Raha toa ilay mpanjifa ka mpisolovava, mpitan-kaonty ara-panjakana na
Art. 4. Limite à l'emploi d'espèces et de titres au porteur ivelan’ny fanjakana, olon-tsotra manana famindram-pahefana avy aminà manam-
pahefana ara-panjakana, na olona irahina miditra an-tsehatra amin’ny maha-
Tout paiement en espèces ou par titres au porteur d'une somme globalement supérieur à 50 millions de Fmg mpanelanelana ara-bola, tsy azony atao ny mampatsiahy ny tsiambaratelo eo amin’ny
asa mba handàvana ny filazana ny famantarana ilay mpandraharaha tena izy.
ou 10 tapitrisa ariary est interdit.
And. 10 - Fanaraha-maso manokana raharaha sasantsasany .
Rehefa misy raharaha iray miompana aminà vola mihoatra ny 250 tapitrisa
FMG na 50 tapitrisa ariary sy natao taminà fepetra ahitana fahasarotana tsy
Toutefois, un décret pris en Conseil de Gouvernement peut déterminer les cas et les conditions auxquels une mahazatra na tsy voamarina fa mitombona, na mety tsy mitombona eo amin’ny lafiny
toe-karena na mety tsy manana manana votoatiny azo ekena, ny orinasa fisamboram-
dérogation à l'alinéa précédent sera admise. Dans ce cas, une déclaration précisant les modalités de bola na ny rafitra mpampiasa vola dia tsy maintsy manadihady ny fiaviana sy ny
l'opération, ainsi que l'identité des parties, doit être faite à l'unité de renseignements financiers instituée à toerana andefasana ireo vola tahiry ary ny votoatin’ilay raharaha sy ny famantarana
ireo mpandray anjara ny lafiny toe-karena ao amin’ilay raharaha.
l'article 16 de la présente loi.
Ny orinasa fisamboram-bola na ny rafitra mpampiasa vola dia manao tatitra
tsiambaratelo an-tsoratra ahitana izay rehetra filan-kevitra mahasoa mikasika ny
fombafomba fanatanterahana azy, ny famantarana ilay mpanome baiko ary, raha toa
ilaina izany, ireo mpandray anjara ara- toe-karena mikasika ilay raharaha.
Tehirizina arak’ireo fepetra voatondro ao amin’ny andininy faha-11 ny tatitra.
Misy fahamailoana manokana tsy maintsy atao amin’ireo raharaha avy amina
orinasa na rafitra mpampiasa vola izay tsy voatery hanaja adidy aman’andraikitra
ampy eo amin’ny famantarana ny mpanjifa na fanaraha-maso ny fifanarahana
And. 11 - Fitehirizana taratasin-draharaha ataon’ireo orinasa fisamboram-bola na ireo rafitra
mpampiasa vola
Art. 5. Obligation de réaliser les transferts de fonds internationaux par un établissement de crédit ou une Ny orinasa fisamboram-bola na ny rafitra mpampiasa vola dia mitahiry sy
Institution financière. mamela eo am-pelatànan’ny manam-pahefana tanisaina ao amin’ ny andininy faha –
12 :
1- ny taratasin-draharaha mikasika ny famantarana ireo mpanjifa
mandritra ny dimy taona raha kely indrindra aorian’ny famaranana ny kaonty na ny
fifaranan’ny fifandraisana amin’ilay mpanjifa ;
Tout transfert vers l'étranger ou en provenance de l'étranger de fonds, titres ou valeurs pour une somme 2- ny taratasin-draharaha mikasika ireo lahasa nataon’ny mpanjifa sy
dont le montant cumulé est supérieur à 30 millions de Fmg ou 6 tapitrisa ariary doit être effectué par un ny kaonty naverina ao amin’ ny andininy faha-folo mandritra ny dimy taona raha kely
indrindra aorian’ny fanatanterahana ny lahasa.
établissement de crédit ou une institution financière habilitée, ou par son intermédiaire.
And. 12 - Fampitàna ny taratasin-draharaha
Les chiffres indiqués à cet alinéa et à l'alinéa 1er de l'article 4 peuvent être modifiés par décret pris en Conseil
Ny filan-kevitra sy ny taratasin-draharaha tondroina ao amin’ireo andininy
de Gouvernement. faha-7 ka hatramin’ny faha-11 dia ampitaina ao amin’ny Sampan-draharahan’ny filan-
kevitra ara-bola natsangana ao amin’ny andininy faha-16 sy anatin’ireo tandrifin’asa
voafaritra ao amin’ireo andiniiny faha-16 ka hatramin’ny 22.
Na amin’ny fomba inona na fomba inona, ireo olona manana adidy hampita
ireo filan-kevitra sy taratasin-draharaha voalaza etsy ambony, sy izay mety olon-kafa
nahafantatra izany dia tsy hampita izany amin’olon-tsotra na fikambanan’olona hafa
ankoatr’ireo voatanisa ao aminny andalana 1, raha tsy hoe ireo manam-pahefana
CHAPITRE II tondroina etsy ambony no manome alàlana.
TRANSPARENCE DANS LES OPERATIONS FINANCIERES And. 13 - Fandaharan’asa anatiny ho fiadiana amin’ny fanadiovana vola eny anivon’ireo
orinasa fisamboram-bola sy ireo rafitra mpampiasa vola
Mamolavola fandaharan’asa ho fisorohana ny fanadiovana vola ireo orinasa
fisamboram-bola sy ireo rafitra mpampiasa vola. Ireo fandaharan’asa ireo dia
ahitana :
Art. 6. Dispositions générales a. a. ny fanangonana ireo vaovao momba ny famantarana ny mpanjifa, ny mpanome
baiko,ny misitraka sy tompon’ny fanomezam-pahefana, ny olona irahina, ny manan-
L'Etat organise le cadre juridique de manière à assurer la transparence des relations économiques, jo ara-toe-karena, sy momba ireo fifanarahana ahiahiana ;
notamment en assurant que le droit des sociétés et les mécanismes juridiques de protection des biens ne b. ny fanondroana ny tompon’andraikitra ao amin’ny foibem-pitondrana, ny trano
fehezina tsirairay avy, sy ny masoivoho na sampana eny an-toerana ;
permettent pas la constitution d'entités fictives ou de façade.
d. ny fanofanana maharitra ireo mpiasam-panjakana na mpiasa ;
e. tetik’ady iray ho fanaraha-maso anatiny ny fampiharana sy ny fahombiazan’ireo
fepetra nolaniana mba ho fampiharana ity lalàna ity.
And. 14 - Fanakalozana atao amin’ny alalàn’ny tànana
Araky ny hevitr’ity làlana ity, antsoina hoe fanakalozana amin-tànana ny
fifanakalozana eo noho eo vola taratasy na vola vy misoratra amina vola vahiny hafa
sy ny fanolorana lelavola atakalo fandoavam-bola amin’ny alàlan’ny fomba enti-
Art. 7. Identification des clients par les établissements de crédit et les Institutions financières mandoa vola misoratra amina vola vahiny hafa.
Ireo olon-tsotra na fikambanan’olona izay manao ho asa aman-draharahany
Les établissements de crédit et les institutions financières sont tenus de s'assurer de l'identité et de l'adresse mahazatra lahasa mikasika fanakalozana amin-tànana dia tsy maintsy :
de leurs clients avant d'ouvrir un compte ou des livrets, de prendre en garde des titres, valeurs ou bons, a. alohan’ny hanombohany ny asany, mandefa fanambarana ny anton-
draharahany ny amin’ny Ministeran’ny Fitatanam-bola,aorian’ny tolo-kevitry ny
d'attribuer un coffre ou d'établir toutes les autres relations d'affaires.
Vaomiera misahana ny Fanaraha-maso ny asan’ny Banky sy ny Fitatanam-bola sy
izay mety ho sampan-draharaha hafa mahefa eo amin’ny firenena mba ahazoana ny
fahazoan-dàlana manomboka asa sy mampizotra asa voatondron’ny lalàna manan-
La vérification de l'identité d'une personne physique est opérée par la présentation d'un kery eo amin’ny firenena,sy manamarina,ao anatin’io fanambarana io,ny fiaviana
document officiel original en cours de validité et comportant une photographie, dont il est marim-pototr’ireo vola tahiry ilaina amin’ny fananganana tranom-barotra na orinasa ;
pris une copie. La vérification de son adresse est effectuée par la présentation d'un b. mahazo antoka ny momba ny famantarana ireo mpanjifany,amin’ny
document de nature à en faire la preuve. alàlan’ny fampisehoana matoan- taratasin-draharaha ara-panjakana mbola manan-
L'identification d'une personne morale est effectuée par la production des statuts et de tout document kery sy ahitana sary tapaka, izay anaovana dika mitovy iray, alohan’izay mety ho
établissant qu'elle a été légalement enregistrée et qu'elle a une existence réelle au moment de fifanarahana miompana amina vola mihoatra ny 15 tapitrisa FMG na 3 tapitrisa ariary
l'identification. Il en est pris copie. na ho an’izay mety ho fifanarahana natao tamina fepetra misy fahasarotana tsy
mahazatra na tsy voamarina ;
d. mandray an-tsoratra, araka ny filaharana manaraka tetiandro, izay mety ho
lahasa, ny karazany sy ny tentim-bidin’izy ireo ka ahitana ny anarana sy ny
fanampin’anaran’ ilay mpanjifa, ary ny laharan’ ilay taratasin-draharaha naseho, ao
Les responsables, employés et mandataires appelés à entrer en relation pour le compte d'autrui doivent anatinà rejistra nasian’ny manam-pahefana mahefa ara-panjakana isan’ny pejy sy
produire, outre les pièces prévues à l'alinéa 2 du présent article, les documents attestant de la délégation de sonia rango-pohy ary mitahiry io rejistra io mandritra ny 5 taona fara-faha-keliny
pouvoir qui leur est accordée, ainsi que des documents attestant de l'identité et de l'adresse des ayants droit aorian’ny lahasa farany noraketina an-tsoratra.
économiques.
And. 15 - Trano filokàna sy trano filalaovana
Ny trano filokàna sy ny trano filalaovana dia tsy maintsy :
a. a. alohan’ny hanombohany ny asany, mandefa fanambarana anton-draharaha
any amin’ny Ministeran’ny Fitantanam-bola , na Ministeran’ny Atitany mba
ahazoana fanomezan-dàlana fanokàfana sy fampandehanana raharaha
voatondron’ny lalàna manan-kery ao amin’ny firenena, sy manamarina, ao
anatin’io fanambarana io, ny fiaviana marim-pototr’ ireo vola tahiry ilaina amin’ny
fananganana tranom-barotra na orinasa ;
ttttttttttt. b. mitazona fitànan-kaonty ara-dalàna sy mitahiry izany mandritra ny 5
Art. 8. Identification des clients occasionnels taona raha kely indrindra. Ampiharina amin’ireo trano filokàna sy sehatra
filalaovana ny foto-kevitra ijoroan’ny fitànan-kaonty voafaritra ao amin’ny
L'identification des clients occasionnels s'effectue selon les conditions prévues à l'article 7, pour toute lalànam-pirenena ;
transaction portant sur une somme supérieure à 15 millions de Fmg ou 3 tapitrisa ariary. hhhhhhhhhhhhh. c. mahazo antoka ny momba ny famantarana ireo mpilalao
mividy, mitondra na manakalo tokovato na takelaka mikasika vola mihoatra ny 15
tapitrsa fmg na 3 tapitrisa ariary,amin’ny alalàn’ny fampisehoana matoan-
taratasin-draharaha ara- panjakana mbola manan-kery sy ahitana sary tapaka,
izay anaovana dika mitovy iray ;
Dans les cas où le montant des transactions n'est pas connu au moment de l'opération, il est procédé à ddddddddddddddd. d. mandray an-tsoratra, araka ny filaharana manaraka
l'identification du client dès que le montant est connu ou que le seuil prévu à l'alinéa 1 est atteint. tetiandro, ny lahasa rehetra voatondro etsy amin’ny c.ao amin’ity andininy ity, ny
karazany sy ny tentim-bidin’izy ireo ka ahitàna ny anarana sy ny
fanampin’anaran’ny mpilalao, ary ny laharan’ilay taratasin-draharaha naseho, ao
anatina rejistra nasian’ny manam-pahefana mahefa isan’ ny pejy sy sonia rango-
pohy ary mitahiry io rejistra io mandritra ny 5 taona fara-faha-keliny aorian’ny
lahasa farany noraketina an-tsoratra ;
L'identification est requise même si le montant de l'opération est inférieur au seuil fixé lorsque la provenance
ffffffffffffffffff. e. mandray an-tsoratra, araka ny filaharana manaraka
licite des capitaux n'est pas certaine.
tetiandro, izay mety ho famindran-toerana ny vola tahiry natao teo
anelanelan’ireny trano filokàna sy sehatra filalaovana ireny ao anatina rejistra
nasian’ny manam-pahefana mahefa isan’ny pejy sy sonia rango-pohy ary mitahiry
io rejistra io mandritra ny 5 taona fara- faha-keliny aorian’ny lahasa farany
L'identification doit aussi avoir lieu en cas de répétition d'opérations distinctes, effectuées dans une période noraketina an-tsoratra .
Raha sendra fikambanana mizaka zo isam-batan’olona manana masoivoho
limitée et pour un montant individuel inférieur à celui prévu par l'alinéa 1.
maromaro no mitazona ny trano filalaovana, ireo tokovato dia tsy maintsy manondro
ny masoivoho namoaka azy ireo. Na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana,
izay tokovato navoakan’ny masoivoho iray dia tsy azo avadika vola any amin’ny
masoivoho hafa, eny fa na any am-pitan-dranomasina aza.
Art. 9. Identification de l'ayant droit économique
LOHATENY III
FITILIANA NY FANADIOVANA VOLA
Au cas où il n'est pas certain que le client agit, pour son propre compte, l'établissement de crédit ou
l'institution financière se renseigne par tous les moyens sur l'identité du véritable donneur d'ordre et/ou de Toko I
celui pour lequel il agit. Fiaraha-miasa amin’ireo manam-pahefana
miandraikitra ny ady amin’ ny fanadiovana vola
Après vérification, si le doute persiste sur l'identité du véritable ayant - droit, il doit être mis fin à la relation
Sokajy 1
bancaire, sans préjudice le cas échéant, de l'obligation de déclarer les soupçons.
Ny Sampan-draharan’ny filan-kevitra ara-bola
And. 16 - Fepetra ankapobeny
Misy Sampan-draharan’ny filan-kevitra ara-bola, natsangana araky ny fepetra
Si le client est un avocat, un comptable public ou privé, une personne privée ayant une délégation d'autorité voasoritry ny didim-panjakana voatendry handray, hanadihady sy handinika ireo
filazana tsy maintsy ataon’ ireo olona sy fikambanana voalaza etsy amin’ny andininy
publique, ou un mandataire intervenant en tant qu'intermédiaire financier, U ne peut invoquer le secret
faha-3. Izy ihany koa no mandray izay rehetra mety ho filazam-baovao hafa ilaina,
professionnel pour refuser de communiquer l'identité du véritable opérateur. indrindra indrindra ireo ampitain’ny manam-pahefana ara pitsarana. Ny mpiasa ao
aminy dia tsy maintsy mitazona ny tsiambaratelon’ny vaovao voaray arak’izany izay
tsy azo ampiasaina amin’ny antony hafa ankoatr’ireo voatondron’ity rijan-teny ity.
Faritana amin’ny alalan’ny didim-panjakana ny firafitra sy ny andraikitry ny
Sampan-draharaha, ny fepetra afaka miantoka na manamafy ny fahaleovan-tenany, sy
ny votoatiny ary ny fombafomba fampitàna ireo fanambarana alefa any aminy.
Art. 10. Surveillance particulière de certaines opérations
Andininy 17- Fidirana eo amin’ ny fahazoana vaovao
Afaka koa ny Sampan-draharaha,araky ny fangatahany, mahazo avy amin’izay
Lorsqu'une opération porte sur une somme supérieure à 250 millions de Fmg ou 50 tapitrisa ariary et est mety ho manam-pahefana ara-panjakana sy izay mety ho isam-batan’olona na
effectuée dans des conditions de complexité inhabituelles ou injustifiées, ou paraît ne pas avoir de fikambanana mizaka zo isam-batan’olona hafa voatondro ao amin’ny andininy faha-3,
ny fampitàna ireo vaovao sy taratasin-draharaha mifanaraka amin’ny andininy faha-
justification économique ou d'objet licite, l'établissement de crédit ou l'institution financière est tenu de se
12,tafiditra ao anatin’ny asa fikarohana natao ho tohin’ny fanambarana fiahiahiana.
renseigner sur l'origine et la destination des fonds ainsi que sur l'objet de l'opération et l'identité des acteurs
Afaka ihany koa izy mifanakalo fahafantarana amin’ireo manam-pahefana
économiques de l'opération. miandraikitra ny fampiharana ny sazy ara-pitsipika voatondro ao amin’ny andininy
faha-33 .
Afaka izy, rehefa manao fangatahana, miditra amin’ireo fototry ny
Description:Tanindrazana-Fahafahana-Fandrosoana. —————. PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE. —————. LOI N° 2004-020 du 19 août 2004.