Table Of ContentNY FIANGONAN’I JESOA KRISTY HO AN’NY OLOMASIN’NY ANDRO FARANY • MEY 2011
Lahateny tamin’ny 
Fihaonamben’ny 
Fiangonana
Tsingerintaona faha 75 
ho an'ny Fandaharan’asa 
Fifanampiana an’ny 
Fiangonana
Tempoly Telo Vaovao  
no Nambara
A).
N
A
N
O
G
N
A
NY FI
KY 
O
K
A
M-B
O
N
A
M (TR
U
USE
M
ORY 
HIST
H 
C
UR
H
C
N’I 
MI
A
AVY T
A 
N
A
AL
A L
N
A
O
AZ
H
A
N
Izay Ananako no Omeko Anao, nataon’i Walter Rane
“Ary nisy . . . lehilahy nalemy tongatra hatrany an-kibon-dreniny, izay . . .  
[nipetraka] isan-andro teo anoloan’ny varavaran’ny tempoly . . . ;
“nony nahita an’i Petera sy Jaona efa hiditra eo an-kianjan’ny tempoly izy, dia nangataka mba homena fiantrana. . . .
“Fa hoy Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao;  
Amin’ny anaran’i Jesoa Kristy avy any Nazareta, mitsangatsangàna.
“Ary noraisin’ [i Petera] tamin’ny tanany ankavanana [ilay lehilahy malemy tongotra], ka natsangany;  
dia natanjaka niaraka tamin’izay ny tongony sy ny kitrokeliny” (Asan’ny Apôstôly 3:2–3, 6–7).
Votoatin’ny Mey 2011
Boky 11 • Laharana faha-2
  2  Famintinana ny Fihaonamben’ny   53  Fanantenana FIVORIAMBEN’NY ZATOVOVAVY 
Fiangonana Fanao Isan-taona   Loholona Steven E. Snow IFANAMPIANA MANERAN-TANY
faha-181  55  Ireo Fanalahidy Masin’ny   115 Mino Isika fa Tokony ho Marina,  
Fisoronana Aharôna ho Mahatoky
FIVORIANA ASABOTSY MARAINA Larry M. Gibson Ann M. Dibb
  4  Fihaonambe Indray Izao  58  Ny Tokony Hahatongavanareo,    118 “Tsarovy Izao: Anjarako Aloha  
Filoha Thomas S. Monson Ny Tomboantsoanareo ny Manao Tsara Fanahy”
  6  Ny Sabata sy ny Fanasan’ny Tompo Filoha Dieter F. Uchtdorf Mary N. Cook
Loholona L. Tom Perry  62  Mianatra ao amin’ny Fisoronana  121 Mpiambina Ny Hasina
 10  Aoka Ianao ho Tonga Tahaka   Filoha Henry B. Eyring Elaine S. Dalton
ny Ankizy Kely  66  Ny Herin’ny Fisoronana  125 Fijoroana ho vavolombelona 
Jean A. Stevens Filoha Thomas S. Monson Mitombo
 13  Mpanara-dia an’i Kristy Filoha Henry B. Eyring
Loholona Walter F. González FIVORIANA ALAHADY MARAINA
 72  Manampahefana Ambony ao 
 15  Manasitrana ny Fanaintainana   70  Miandry eny amin’ilay Lalana 
amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho 
Rehetra ny Sorompanavotana Mankany Damaskosy
an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Loholona Kent F. Richards Filoha Dieter F. Uchtdorf
 129 Fanoroam-pejin’ireo Tantara 
 18  Mahatalanjona ireo Vehivavy   78  Manoatra Noho ny Mpandresy Isika 
nandritra ny Fihaonambe
Olomasin’ny Andro Farany! Amin’ny Alalan’Ilay Tia Antsika
Loholona Quentin L. Cook Loholona Paul V. Johnson  130 Niteny Tamintsika Izy Ireo: Omeo 
Anjara Toerana ao amin’ny 
 22  Fahafahana Hanao Zava-tsoa  81  Ny Asa Masin’ny Fifanampiana
Fiainantsika ny Fihaonamben’ny 
Filoha Henry B. Eyring Eveka H. David Burton
Fiangonana
 84  Ny Toetry ny Maha-Mpanara-dia
FIVORIANA ASABOTSY TOLAKANDRO Silvia H. Allred  132 Fiadidian’ny Vondrona Fanampiny 
Maneran-tany
 26  Fanohanana ireo Mpiandraikitra    87  Ny Fanahin’ny Fanambarana
ato amin’ny Fiangonana Loholona David A. Bednar  132 Ny Fampianarana ho an'izao 
Filoha Dieter F. Uchtdorf Androntsika izao 
 90  Ny Tempoly Masina— 
 28  Tatitry ny Departemanta  Fanilo ho an’Izao Tontolo Izao  133 Vaovaom-piangonana
Fanamarinana ny  Filoha Thomas S. Monson
Fampiasam-bolan’ny  
Fiangonana, taona 2010 FIVORIANA ALAHADY TOLAKANDRO
Robert W. Cantwell
 94  Ireo Fitahiana Mandrakizain’ny 
 29  Tatitra mahakasika ny Antontan’isa  Fanambadiana
ho an’ny Taona 2010 Loholona Richard G. Scott
Brook P. Hales
 97  “Izay Rehetra Tiako no  
 30  Tarihin’ny Fanahy Masina Anariko sy Faizako”
Filoha Boyd K. Packer Loholona D. Todd Christofferson
 34  Hatreo Am-pinoana ny Ho Avy  101 Ireo Fitahiana Sarobidy  
Loholona Russell M. Nelson
Indrindra avy amin’ny Tompo
 37  Fanorenana Tokantrano mifantoka  Loholona Carl B. Pratt
amin’i Kristy  103 Tokony ho Karazana Olona  
Loholona Richard J. Maynes
Toa Inona moa Ianareo?
 40  Fijoroana ho Vavolombelona Loholona Lynn G. Robbins
Loholona Cecil O. Samuelson Jr.  106 Nantsoina mba ho Olomasina
 42  Ny Faniriana Loholona Benjamín De Hoyos
Loholona Dallin H. Oaks  108 Ny Fahagagana Ateraky  
 46  Mahita Fifaliana amin’ny alalan’ny  ny Sorompanavotana
Asa Fanompoana feno Fitiavana Loholona C. Scott Grow
Loholona M. Russell Ballard  111 Faneva ho an’ireo Firenena
Loholona Jeffrey R. Holland
FIVORIAMBEN’NY FISORONANA
 114 Eto am-pamaranana
 49  Fanomanana an’Izao Tontolo Izao  Filoha Thomas S. Monson
ho amin’ny Fiaviana Fanindroany
Loholona Neil L. Andersen
Famintinana ny Fihaonamben’ny   “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny 
Ankizy, faha-59; “Guardians of Virtue,” Stren-
Fiangonana Fanao Isan-taona Faha-181 gth of Youth Media 2011: We Believe, tsy 
navoaka, lokangabe: Jessica Hunt; “Velona 
ilay Mpanavotra Ahy,” Fihirana sy Hiran’ny 
Ankizy, pejy 76, nadikan’i Lyon, navoakan’i 
Jackman harpa: Hannah Cope; “Fototra Mafy 
ASABOTSY MARAINA, 2 APRILY 2011,  ALAHADY MARAINA, 3 APRILY 2011,  Orina,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 12, 
FIVORIANA HO AN’NY DAHOLOBE FIVORIANA HO AN’NY DAHOLOBE narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpi- Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpita-
tarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka  rika: Filoha Henry B. Eying. Vavaka Fanom- FOMBA HAHAZOANA IREO LAHATENIN’NY 
Fanombohana: Loholona Allan F. Packer.  bohana: Loholona Gary E. Stevenson. Vavaka  FIHAONAMBEN’NY FIANGONANA
Vavaka Famaranana: Loholona Dale G.  Famaranana: Loholona Tad R. Callister. Hira  Mba hahazoana ireo lahatenin’ny fihaonam-
Renlund. Hira nataon’ny Amboaram- nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely;  ben’ny Fiangonana izay misy amin’ny fiteny 
peon’ny tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan  Mack Wilberg, mpitarika ny amboaram- maro, dia midira ao amin’ny conference.lds.
Murphy, mpitarika ny amboarampeo; Clay  peo; Richard Elliott sy Andrew Unsworth,  org. Mifidiana fiteny iray avy eo. Amin’ny 
Christiansen, mpitendry ôrga: “Hosanna au  mpitendry ôrga: “Rocher du Salut Suprême,”  ankapobeny roa volana aorian’ny Fihaonam-
Grand Roi!” Cantiques, no. 34; “Gloire au  Cantiques, no. 168; “Sabbath Day,” Hymns,  ben’ny Fiangonana, dia hita any amin’ny foibe 
Dieu Tout-puissant,” Hymns, no. 67; “We  no. 148; “Peuples du Monde, Écoutez-donc!”  fanapariahana ny horonam-peon’izy ireo.
Listen to a Prophet’s Voice,” Hymns, no. 22,  Cantiques, no. 170, narindran’i Wilberg, tsy 
narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Velona  navoaka; “Ndao handroso hatrany,” Fihirana  HAFATRA HO AN’NY FAMANGIANA SY 
Ilay Mpanavotra Ahy,” Fihirana sy Hiran’ny  sy Hiran’ny Ankizy, pejy 20; “Have I Done  FAMPIANARANA ISAN-TOKANTRANO
Ankizy, pejy 76; “I Know That My Savior Lo- Any Good?” Hymns, no. 223, narindran’i  Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy 
ves Me,” Creamer/Bell, narindran’i Murphy,  Zabriskie, navoakan’i Larice; “Fanahin’ny  ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba 
tsy navoaka; “An-tendrombohitra,” Fihirana  Ray,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 56,  mifidiana lahateny iray izay tena mifanaraka 
sy Hiran’ny Ankizy, pejy 59, narindran’i  narindran’i Wilberg, tsy navoaka. amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.
Wilberg, tsy navoaka.
ALAHADY TOLAKANDRO, 3 APRILY 2011,  EO AMIN’NY FONONY 
ASABOTSY TOLAKANDRO, 2 APRILY 2011,  FIVORIANA HO AN’NY DAHOLOBE Eo anoloana: Sary nalain’i Weston Colton.  
FIVORIANA HO AN’NY DAHOLOBE Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika:  Ao ambadika: Sary nalain’i Les Nilsson.
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpi- Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombo-
tarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka  hana: Loholona José A. Teixeira. Vavaka  SARY NANDRITRA NY FIHAONAMBE
Fanombohana: Loholona Kevin W. Pearson.  Famaranana: Loholona Kent D. Watson. Hira  Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fian-
Vavaka Famaranana: Loholona Michael T.  nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely;  gonana tao Salt Lake City dia nalain’i Craig 
Ringwood. Hira nataon’ny amboarampeo  Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika  Dimond, Welden C. Andersen, John Luke, 
mitambatry ny Oniversiten’i Brigham Young– ny amboarampeo; Linda Margetts sy Bonnie  Matthew Reier, Christina Smith, Cody Bell, 
Idaho; Eda Ashby sy Randall Kempton, mpi- Goodliffe, mpitendry ôrga: “Je Vis un Ange qui  Les Nilsson, Weston Colton, Sarah Jensen, 
tarika ny amboarampeo; Bonnie Goodliffe,  Volait,” Cantiques, no. 7, narindran’i Wilberg,  ary i Derek Israelsen. Ny sary tany Argentine  
mpitendry ôrga: “Fototra mafy Orina,” Fihi- tsy navoaka; “I’m Trying to Be like Jesus,” Chil- dia nalain’i Marcelino Tossen. Ny sary tany 
rana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 12, narindran’i  dren’s Songbook, 78–79, narindran’i Bradford,  Brésil dia nalain’i Laureni Fochetto, sy i Ana 
Ashby, tsy navoaka; “Endrey Fahendrena,  navoakan’i Nature Sings; “Ndao ry zanaky ny  Claudia Souza de Oliveira ary i Veruska 
Fitia,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 37;  Tompo,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy  Oliveira. Ny sary tany Equateur dia nalain’i 
“Saints, en avant! Armés de foi en Christ,”  7; “Ah, Donne-moi Père,” Cantiques, no. 70,  Alex Romney. Ny sary tany Allemagne dia 
Cantiques, no. 40; “Let Zion in Her Beauty  narindran’i Staheli, navoakan’i Jackman. nalain’i Mirko Kube. Ny sary tany Jamaïque 
Rise,” Hymns, no. 41, narindran’i Kempton,  dia nalain’i Alexia Pommells. Ny sary tany 
tsy navoaka. ASABOTSY HARIVA, 26 MARSA 2011,  Mexique dia nalain’i Ericka González Lage. 
FIVORIAMBEN’NY ZATOVOVAVY  Ny sary tany Philippines dia nalain’i Wilmore 
ASABOTSY HARIVA, 2 APRILY 2011,  MANERAN-TANY La Torre. Ny sary tany Portugal dia nalain’i 
FIVORIAN’NY FISORONANA Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpita- Juliana Oliveira. Ny sary tany Roumanie dia 
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpita- rika: Elaine S. Dalton. Vavaka Fanombohana:  nalain’i Matei Florin. Ny sary tany Slovénie 
rika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanom- Emily Lewis. Vavaka Famaranana: Bethany  dia nalain’i Ivan Majc. Ny sary tany Afrika 
bohana: Loholona Rafael E. Pino. Vavaka  Wright. Hira nataon’ny amboarampeon’ny  Atsimo dia nalain’i Kevin Cooney. Ny sary 
Famaranana: Loholona Joseph W. Sitati.   Zatovovavy tamin’ireo tsatòkan’ny faritra ma- tany Ukraine dia nalain’i Marina Lukach. 
Hira nataon’ny amboarampeon’ny fiso- nodidina an’i Salt Lake City; Merrilee Webb,  Ny sary tany Maryland, Etazonia dia nalain’i 
ronana avy amin’ny Institiota Fianarana  mpitantana ny amboarampeo; Linda Margetts  Sasha Rose ary ny tany Zambie dia nalain’i 
Filazantsaran’i Ogden Utah sy Logan Utah;  sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga:  Tawanda Maruza.
Jerald F. Simon, J. Nyles Salmond, sy Alan T. 
Saunders, mpitantana ny amboarampeo; 
Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “See  
the Mighty Priesthood Gathered,” Hymns, 
no. 325; “Guide Me to Thee,” Hymns,  
no. 101, narindran’i Unsworth, tsy navoaka; 
“Ry Mpanavotra,” Fihirana sy Hiran’ny 
Ankizy, pejy 9; “Sois Loué pour ces Collines,” 
Cantiques, no. 20, narindran’i Durham, 
navoakan’i Jackman.
2 Liahona
BOKY MEY 2011 BOKY. 11 LAH. 2 
LIAHONA 09685 654
Gazetiboky ôfisialy iraisam-pirenena an’ny Fiangonan’i 
Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany 
Ny Fiadidiana Voalohany: Thomas S. Monson,  
Henry B. Eyring, Dieter F. Uchtdorf
Ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo: Boyd K. Packer,  
L. Tom Perry, Russell M. Nelson, Dallin H. Oaks,  
M. Russell Ballard, Richard G. Scott, Robert D. Hales, 
Jeffrey R. Holland, David A. Bednar, Quentin L. Cook,  
D. Todd Christofferson, Neil L. Andersen
Mpanomana ny fanontana: Paul B. Pieper
Mpanorohevitra: Stanley G. Ellis, Christoffel Golden Jr., 
Yoshihiko Kikuchi
Tale mpitantana: David L. Frischknecht
Talen’ny Fandrindrana sy ny Fanontana:  
Vincent A. Vaughn
Talen’ny Fandrafetana Sary: Allan R. Loyborg
Mpitantana ny Fanontana: R. Val Johnson
Mpitantana Mpanampy amin’ny Fanontana:  
Jenifer L. Greenwood, Adam C. Olson
Mpikambana ao amin’ny Fanontana: Ryan Carr
Mpanomana Mpanampy amin’ny Fanontana:  
Susan Barrett
Mpiara-miasa ao amin’ny Fanontana: David A. 
Edwards, Matthew D. Flitton, LaRene Porter Gaunt,  
Larry Hiller, Carrie Kasten, Jennifer Maddy, Melissa Merrill, 
Michael R. Morris, Sally J. Odekirk, Joshua J. Perkey, 
Chad E. Phares, Jan Pinborough, Richard M. Romney,  
Janet Thomas, Paul VanDenBerghe, Melissa Zenteno
Tale Mpitantana ny Hai-tao: J. Scott Knudsen
Talen’ny Hai-tao: Scott Van Kampen
Talen’ny Famoahana: Jane Ann Peters
Tompon’andraikitra ambonin’ny Hai-tao: C. Kimball 
Bott, Thomas S. Child, Colleen Hinckley, Eric P. Johnsen, 
Scott M. Mooy LISITR’IREO MPANDAHATENY  FANOROAM-PEJY ARAKA NY  Fijoroana ho Vavolombe-
MFapmiaorkaa-mrainaas aS aarmyi:n C’noylle Fttaen Nderabfeektear nAau Snae,r yH osyw naryd  G.  MANARAKA NY ABIDIA LOHAHEVITRA lona, 40, 66, 125
Brown, Julie Burdett, Gene Christiansen, Reginald J.  Allred, Silvia H., 84 Adidy, 55, 62 Fikambanana Ifanampiana, 
Christensen, Kim Fenstermaker, Kathleen Howard, Denise  Andersen, Neil L., 49 Ankizy, 10, 37, 103
Kirby, Ginny J. Nilson, Ty Pilcher, Gayle Rafferty 84
Mpanara-maso Alohan’ny Fanontana: Jeff L. Martin Ballard, M. Russell, 46 Asa, 84
Filankevitra, 18
Talen’ny Fanaovana Printy: Craig K. Sedgwick Bednar, David A., 87 Asa an-tsitrapo, 118
Talen’ny Fanapariahana: Evan Larsen Finoana, 18, 34, 42, 53, 70, 
Burton, H. David, 81 Asa enti-miantra olona, 4
Tompon’ andraikitry ny fandikan-teny:   78, 87, 101, 106, 125
Ifano Rasolondraibe  Christofferson, D. Todd, 97 Asa fanompoana, 22, 46, 
Fiomanana, 49
Mpandika teny: Rakotondrasoa Ziva Lalarivelo, 
Cook, Mary N., 118 55, 58, 70, 81, 84, 118
Rabemalanto Lucia, Raoelimananiaina Barège Fisaraham-panambadiana, 
Ho an’ny famandrihana sy ny sarany ivelan’i Etazonia  Cook, Quentin L., 18 Asa fitoriana, 4, 46, 49 66
sy Kanadà dia manatona ny mpiandraikitra ny foibe  Dalton, Elaine S., 121 Fahafahana misafidy, 42
fanapariahana any amin’ny Fiangonana eo amin’ny toerana  Fisoronana, 30, 49, 58, 
misy anao na ny mpitarika ao amin’ny paroasy na sampana  De Hoyos, Benjamín, 106 Fahafoizan-tena, 90 62, 66
misy anao. Dibb, Ann M., 115 Fahafolonkarena, 10, 34, 
Alefaso amin’izao adiresy izao ny taratasy sy ny  Fisoronana Aharôna, 55
fanontaniana  Liahona, Rm. 2420, 50 E. North Temple  Eyring, Henry B., 22, 62,  101 Fitahiana, 34, 78, 101
St., Salt Lake City, UT 84150-0024, USA; na alefaso  125 Fahaizana mitarika, 55, 62
e-mail amin’ny: [email protected].  Fitiavana, 13, 22, 46, 62, 
Gibson, Larry M., 55 Fahamarinana, 40, 121
Ny  Liahona (teny avy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna izay  84, 94
midika hoe “kompà” na “mpitari-dalana”) dia avoaka  González, Walter F., 13 Fahamarinan-toetra, 121
amin’ny teny Albaniana, Alema, Anglisy, Armeniana,  Fitsaohana, 6
Bislama, Boligariana, Danoa, Espaniola, Estoniana, Fijiana,  Grow, C. Scott, 108 Faharetana, 15, 78 Fizakan-tena, 22, 81, 84
Finisy, Frantsay, Grika, Hôlandey, Hongoroa, Indoneziana,  Holland, Jeffrey R., 111 Fahazavana, 87
Isilandey, Italiana, Japôney, Kambojiana, Kiribatia, Koreana,  Hasina, 115, 121
Kroasiana, Lativiana, Litoaniana, Malagasy, Marisalizy,  Johnson, Paul V., 78 Fahoriana, 15, 34, 78, 106 Hatsaram-panahy, 118
Mongoliana, Norveziana, Okireniana, Ordo, Pôlôney,  Maynes, Richard J., 37 Fanahy Masina, 30, 40, 58, 
Portogey, Romaniana, Rosiana, Samoana, Seboanô,  Jesoa Kristy, 6, 13, 15, 30, 
Siloveniana, Sinoa, Soedoa, Tagalogy, Tahisiana, Tailandey,  Monson, Thomas S., 4, 66,  70, 87, 111
Tongana, Tseky ary Vietinamiana (Ny fivoahan’ny boky dia  78, 103, 108, 114
miovaova araka ny tenim-pirenena nanoratana azy.) 90, 114 Fanambadiana, 42, 66, 94 Laharam-pahamehana, 42
© 2011 an’ny Intellectual Reserve, Inc. Zo rehetra  Nelson, Russell M., 34 Fanambarana, 30, 87 Maha-mpianatra, 13, 84, 
voatokana. Natonta tany Etazonia. Oaks, Dallin H., 42 Fanantenana, 53
111
Ny Lahatsoratra sy ny sary ao amin’ny  Liahona dia azo adika  Packer, Boyd K., 30 Fanasan’ny Tompo, 6
raha sendra ilaina any am-piangonana na ao an-tokantrano  Maha ray aman-dreny, 37, 
ka tsy atao itadiavam-bola. Ny sary dia tsy azo adika  Perry, L. Tom, 6 Fandaharan’asa  
raha misy famerana mikasika izany eo amin’ny toerana  94, 103
fanaovana fanamarihana eo amin’ilay sary. Ny fanontaniana  Pratt, Carl B., 101 Fifanampiana, 22, 81, 84 Maha-reny, 18
momba ny fahazoan-dalana tamin’ny fandikana dia alefaso  Richards, Kent F., 15 Fanekempihavanana, 13, 
amin’izao adiresy izao: Intellectual Property Office, 50 E.  Mampianatra, 37
North Temple St., Salt Lake City, UT 84150, USA; e-mail:  Robbins, Lynn G., 103 90, 94, 115 Mpaminany, 111
[email protected].  Samuelson, Cecil O., Jr., 40 Fanetren-tena, 10, 15
For Readers in the United States and Canada:   Mpisava lalana, 53
May 2011 Vol. 11 No. 2. LIAHONA (USPS 311-480)  Scott, Richard G., 94 Faniriana, 42 Ohatra, 10, 121, 125
Malagasy (ISSN 1525-7592) is published four times a year  Snow, Steven E., 53 Fanitsiana, 97
(April, May, October, and November) by The Church of  Olomasina, 106
Jesus Christ of Latter-day Saints, 50 East North Temple,  Stevens, Jean A., 10 Fankatoavana, 10, 34, 40,  Paska, 114
Salt Lake City, UT 84150. USA subscription price is $2.00  Uchtdorf, Dieter F., 26,  87, 97, 101, 103, 125
per year; Canada, $2.40 plus applicable taxes. Periodicals  Sabata, 6
Postage Paid at Salt Lake City, Utah. Sixty days’ notice  58, 70 Fenitra, 111
required for change of address. Include address label from  Soratra Masina, 30
a recent issue; old and new address must be included.  Fianakaviana, 10, 18, 37,  Sorompanavotana, 15, 40, 
Send USA and Canadian subscriptions to Salt Lake  90, 94
Distribution Center at address below. Subscription help  53, 106, 108, 114
line: 1-800-537-5971. Credit card orders (Visa, MasterCard,  Fiantrana, 46, 53, 81 Tempoly, 4, 90, 115
American Express) may be taken by phone. (Canada Poste  Fiaviana Fanindroany, 49
Information: Publication Agreement #40017431) Testament Vaovao, 6
POSTMASTER: Send address changes to Salt Lake  Fibebahana, 40, 97, 108 Vavaka, 125
Distribution Center, Church Magazines, PO Box 26368,   Fihaonamben’ny  
Salt Lake City, UT 84126-0368. Vehivavy, 18
Fiangonana, 111, 114
Mey 2011 3
FIVORIANA ASABOTSY MARAINA | 2 Aprily 2011
Nataon’ny Filoha Thomas S. Monson
Fihaonambe Indray Izao
Misaotra anareo aho noho ny finoana sy fanoloran- 
tenanareo ho an’ny filazantsara, noho ny fitiavana sy 
fifampitsinjovanareo ary noho ny asa fanompoana izay 
atolotrareo.
Tamin’ny fotoana nandrafetana  Ireo enim-bolana lasa farany 
ity trano ity, dia nihevitra izahay  teo dia toa nandalo haingana raha 
hoe tsy ho fenontsika na oviana  sahirana tamin’ny andraikitra maro 
na oviana izy ity. Jereo ange ity izy  aho. Ny iray amin’ireo fitahiana lehibe 
ankehitriny. nandritra izany fotoana izany dia ny 
Ry rahalahiko sy anabaviko malala,  namerenana nanokanana ilay Tempoly 
tsara ery izany hoe tafaraka indray  tsara tarehin’i Laie Hawaii, izay avy 
izany eto am-panombohantsika ny  nandalo fanavaozana goavana saika 
fihaonambe fanao isan-taona faha- nandritra ny roa taona. Niaraka tamiko 
181 an’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho  tamin’izany ny Filoha Henry B. Eyring 
an’ny Olomasin’ny Andro Farany. mivady, ny Loholona Quentin L. Cook 
mivady ary ny Loholona William R. 
Walker mivady. Nandritra ny hariva 
mialohan’ny namerenana ny fano-
kanana, izay natao tamin’ny Nôvam-
bra, dia nijery ireo tanora 2.000 avy 
amin’ny fari-piadidian’ilay tempoly 
izahay raha nameno ny Foibe fa-
naovana Fiaraha-mientana Cannon 
ao amin’ny BYU-Hawaii izy ireo ary 
nanolotra fampisehoana ho anay. Ny 
fampisehoan’izy ireo dia nitondra 
ny lohateny hoe “Ilay Toeram-pivon-
dronana” izay nitantarana tamin’ny 
saina tia mamorona sy fahaizana 
mifehy ireo zava-n itranga tamin’ny 
4 Liahona
tantaram-piangonana teo an-toerana  taona vitsivitsy dia haorina amin’ireto  Manohy manolotra fanampiana 
sy ny tantaran’ilay tempoly. Nahafina- toerana ireto: Fort Collins, Colorado;  olona ny Fiangonana amin’ny fotoa-
ritra ery izany takariva izany! Meridian, Idaho ary Winnipeg, Ma- nan’ny loza. Vao haingana indrindra 
Ny ampitson’io dia hanim-p itoloha  nitoba, Canada. Tena ho fitahiana ho  izao dia nangoraka an’ireo mponina 
ara-panahy rehefa naverina noto- an’ireo mpikambana any amin’ireo  any Japon ny fontsika ary nanolotra 
kanana ilay tempoly nandritra ny  faritra ireo izany. fanampiana ho azy ireo taorian’ilay 
fotoam-pivoriana in-telo. Niaraka  Isan-taona dia ôrdônansy an-  horohorontany sy tsunami nandra-
taminay tamin’ny fomba feno dia feno  tapitrisa no tanterahina any amin’ireo  varava sy ireo olana ara-nokleary 
ny Fanahin’ny Tompo. tempoly. Enga anie isika hanohy  naterak’izany. Nizara kojakoja mahe-
Manohy hatrany manorina tem- hatrany ho mahatoky eo amin’ny fana- rin’ny 63 taonina isika, an’isan’izany 
poly isika. Voninahitra manokana ho  tanterahana ôrdônansy tahaka izany,  ny sakafo, rano fisotro, bodofotsy, 
ahy anio maraina ny hanambara tem- tsy ho an’ny tenantsika ihany fa ho  kojakoja fidiovana, akanjo fitafy ary 
poly telo fanampiny ka efa eo anda- an’ireo malalantsika izay nodimandry  solika. Ireo tanora mpitovo tato amin-
lam-pividianana ny tany hanorenana  ihany koa izay tsy afaka nanao izany  tsika dia nanolotra ny fotoany mba 
azy izao ary ato anatin’ny volana sy  ho an’ny tenany. hikarohana ireo mpikambana tsy hita 
Mey 2011 5
popoka tamin’ny fampiasana ny In-
ternet, sy ireo fitaovam-pifandraisana 
samihafa sy fomba fifandraisana mao-
derina hafa. Manolotra fanampiana 
ireo mpikambana, amin’ny alalan’ 
ireo môtô natolotry ny Fiangonana, 
ho an’ireo faritra izay saro-dalana 
ho an’ny fiarakodia. Volavolan’asa 
fanompoana entina hanambatra  Nataon’ny Loholona L. Tom Perry
kojakoja fidiovana sy fanadiovana no  Ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifololahy
eo an-dalam-panatanterahana any 
amin’ireo tsatòka sy paroasy maro  
ao Tokyo sy Nagoya ary Osaka. Ha- Ny Sabata sy ny 
treto aloha dia maherin’ny 40.000 ny 
ora nanaovana asa fanasoavana efa 
natolotry ny tsara sitrapo maherin’ny 
Fanasan’ny Tompo
4.000. Ny fanampiantsika dia mbola 
hitohy any Japon sy rehefa mety ho 
faritra hafa ilàna izany.
Ry rahalahiko sy anabaviko, mi-
Aoka ny fianakavianao ho feno fitiavana rehefa manaja ny 
saotra anareo aho noho ny finoana sy 
Sabata ny tontolo andro ianareo ary miaina ireo fitahiana 
fanoloran-tenanareo ho an’ny fila-
zantsara, noho ny fitiavana sy fikara- ara-panahy entiny mandritra ny herinandro.
karana izay ifanaovanareo ary noho 
ny asa fanompoana izay atolotrareo 
any amin’ny paroasy sy sampana 
ary tsatòka sy distrika misy anareo.  Ry rahalahiko sy anabaviko ma- ny fanompoany—dia ny Testamenta 
Misaotra anareo ihany koa noho ny  nerana izao tontolo izao, izao  Vaovao. Io boky masina io no ivon’ny 
fahatokianareo eo amin’ny fandoava- maraina izao dia tonga mba  tantara araka ny soratra masina, tahaka 
nareo fahafolonkarena sy fanatitra ary  hihaino ny feon’ny mpaminany isika.  ny maha tokony ho ivon’ny fiainan-
noho ny falalahan-tanana asehonareo  Mijoro ho vavolombelona aho fa ny  tsika ny Mpamonjy tenany mihitsy. 
eo amin’ny fanomezana vola hafa ato  feo vao avy henontsika teo dia feon’ny  Mila manolo-tena ny hianatra izany sy 
amin’ny Fiangonana. mpaminany velon’Andriamanitra eto  ny hankamamy izany isika!
Tamin’ny faran’ny taona 2010 teo  an-tany ankehitriny, dia ny Filoha  Misy voahangim-pahendrena tsy 
dia nisy misiônera 52.225 am-perin’asa  Thomas S. Monson. Tena voatahy isika  voavidy vola hokatsahina ao amin’ny 
any amin’ny misiona 340 maneran- amin’ny fampianarany sy ny ohatra  fandalinantsika ny Testamenta Vao-
tany. Ny asa fitoriana no fanalahidin’ny  asehony! vao. Tiako hatrany ny mamaky ireo 
fitomboan’ny Fiangonana. Mamelà ahy  Amin’ity taona ity dia manana faha- tantaran’i Paoly raha nandehandeha 
hanao sosokevitra hoe raha afaka ma- fahana hianatra ny tenin’ireo mpami- nanangana ny Fiangonan’ny Mpamonjy 
nao ianareo dia azonareo dinihina ny  nany ao amin’ny Testamenta Vaovao  izy, indrindra ireo fampianarany an’i 
handraisanareo anjara amin’ny Fonds  isika rehetra amin’ny Sekoly Alahady.  Timoty. Ao amin’ny toko fahaefatry ny 
Missionnaire Général [Kitapom-bola  Raha toa ny Testamenta Taloha ka fia- epistilin’i Paoly ho an’i Timoty dia ma-
Foibe ho an’ny Asa Fitoriana] an’ny  narana momba ireo mpaminany sy ny  maky isika hoe: “Izany zavatra izany no 
Fiangonana. vahoaka iray, ny Testamenta Vaovao  andidio sy ampianaro, . . . fa aoka ho 
Ankehitriny, rahalahy sy ranabavy,  kosa dia mifantoka amin’ny fiainana  tonga fianarana ho an’ny mino hianao, 
dia tsindrin-daona isika hihaino ireo  sy ny hery misarik’Ilay hany Lehilahy  amin’ny fiteny, amin’ny fitondrantena, 
hafatra izay hatolotra ho antsika anio  tonga teto amin’ny fiainana an-tany   amin’ny fitiavana, amin’ny finoana, 
sy rahampitso. Ireo izay hiteny amin- niaraka tamin’ny fiaviana roa dia ny  amin’ny fahadiovana.” 1 Tsy mahita 
tsika dia nikaroka ny fanampiana sy  avy any an-danitra sy ny avy eto an- fomba tsara kokoa isika hanombohan-
ny fitarihan’ny lanitra raha nanomana  tany—ny Mpamonjy sy Mpanavotra  tsika na hanohizantsika ny ho tonga 
ny hafatr’izy ireo. Ny vavaka ataoko  antsika, i Jesoa Kristy. ohatra ho an’ny mino mihoatra noho 
dia ny mba ho heniky ny Fanahin’ny  Ny tontolo ankehitriny dia tototry  ny fanajantsika ny Andro Sabata.
Tompo isika sy ho tonga mafy orina  ny fotopampianaran'ny olona hany  Nanomboka tamin’ny Fahariana 
ary handray fitaomam-panahy raha  ka mora ny manadino sy ny manary  izao tontolo izao dia nisy andro iray 
hihaino sy hianatra. Amin’ny anaran’i  finoana mikasika ity tantara tena manan- natokana tamin’ireo hafa rehetra. “Ary 
Jesoa Kristy, amena. ◼ danjan’ny fiainan’ ny Mpamonjy sy  Andriamanitra nitahy ny andro fahafito 
6 Liahona
sy nanamasina azy.” 2 Na dia Andria-
manitra aza dia nitsahatra tamin’ny 
asany tamin’io andro io, ary miandran-
dra ny zanany Izy mba hanao tahaka 
izany koa. Ho an’ny zanak'i Isiraely 
dia nanome didy Izy hoe: 
“Mahatsiarova ny andro sabata 
hanamasinana azy. 
“Henemana no hiasanao sy hanao-
vana ny raharahanao rehetra. 
Fa sabatan’i Jehovah Andriamani-
trao ny andro fahafito. . . . 
. . . izany no nitahian’ny Tompo 
ny andro sabata sy ny nanamasinany 
azy.” 3
Tokony ho tafiditra hatrany ao 
anatin’ny toromariky ny fanajana ny 
Sabata ny fanompoana. Taorian’ny 
nidiran’i Adama sy i Eva tao anatin’ ny 
fiainana mety maty dia nodidiana izy 
ireo “[hidera] ny Tompo Andriamaniny 
ary tokony [hanatitra] ho fanatitra ho 
an’ny Tompo ny voalohan-teraky ny 
biby fiompiny . . . tandindon’ny fanao-
van’ny Lahitokan’ny Ray sorona, izay 
feno fahasoavana sy fahamarinana.” 4 
Ny fanaovana sorona biby dia nampa-
hatsiahy ny taranak’i Adama fa indray 
andro any dia hanao sorona ny ainy 
ho antsika ny Zanak’ondrin’Andriama-
nitra, dia i Jesoa Kristy.
Nandritra ny fiainany manontolo 
dia niresaka momba izany sorona 
izany ny Mpamonjy.5 Ny alina nialoha 
ny Fanomboana Azy dia nanomboka 
ho tanteraka ny teniny. Nanangona 
ireo mpianany hiaraka tao amin’ny 
efitra ambony Izy, lavitry ny fandrebi-
reben’izao tontolo izao. Nametraka ny 
ôrdônansin’ny Fanasan’ny Tompo Izy. 
“Ary raha mbola nihinana izy, dia 
nandray mofo i Jesosy, ka nony efa 
nisaotra Izy, dia novakiny ka natolony 
ny mpianatra ary hoy Izy: Raiso, hano, 
ity no tenako. taorian’ny Fitsanganany tamin’ny maty  dia hanana ny Fanahiko miaraka 
“Ary nandray kapoaka Izy, ka nony  Izy dia nanome ny fisoronany an’ireo  aminareo.” 7 
efa nisaotra, dia natolony azy ka na- mpianany sy nametraka ny fanasan’ny  Mahatalanjona fa na dia nandritra 
taony hoe: Sotroinareo rehetra ity;  Tompo Izy ka nilaza hoe:  ireo fotoana maizin’ny fihemorana aza 
“fa ity ny rako, dia ny amin’ny fane- “Ary izany dia hoezahanareo man- dia nitohy tamin’ny endrika maro ny 
kena, izay alatsaka ho an’ny maro ho  drakariva hatao . . . toy izay efa nama- fampiharana ny fanompoana amin’ny 
famelan-keloka.” 6 kiako ny mofo sy nitsofako rano izany  andro Sabata ary dia mbola nitohy 
Nanomboka tamin’izany fotoana  ary ny nanomezako izany anareo. ny fanaovana ny fanasan’ny Tompo 
izany ka hatrizao dia lasa sorona  . . . Ary izany dia ho vavolom- tamin’ny endriny maro.
lehibe sy farany ny Sorompanavo- belona amin’ny Ray fa mahatsiaro  Rehefa naverina tamin’ny laoniny 
tan’ny Mpamonjy. Rehefa niseho  Ahy mandrakariva ianareo. Ary raha  ny filazantsara dia niseho tamin’ i 
teo amin’ny kaontinanta amerikana  mahatsiaro Ahy mandrakariva ianareo  Joseph Smith sy i Oliver Cowdery ny 
Mey 2011 7
telo tamin’ireo Apôstôly, dia i Petera  Manaiky isika fa isika rehetra dia 
sy i Jakoba ary i Jaona, izay nandray  manao fahadisoana daholo. Ny tsi-
voalohany ny fanasan’ny Tompo avy  rairay amintsika dia mila mibaboka 
tamin’ny Mpamonjy. Teo ambany  sy mamela ireo fahotantsika sy ireo 
fitarihan’izy ireo dia naverina tamin’ny  fahadisoantsika amin’ny Raintsika 
laoniny ny fahefan’ny fisoronana  any an-danitra sy ny hafa izay mety 
izay nilaina mba hanatanterahana ny  tafintohana tamintsika. Ny Sabata 
fanasan’ny Tompo ho an’ireo mpikam- dia manome fahafahana sarobidy ho 
ban’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy.8 antsika mba hanolotra ireo—fanati- 
Natolotry ny Mpamonjy ireo  pisaorantsika—ho an’ny Tompo. Hoy 
Mpaminany sy Apôstôliny, ary avy  ny Tompo hoe: “Nefa tsarovy fa amin’ 
amin’izy ireo mankaty amintsika, izany  io andron’ny Tompo io, dia hanatitra 
fahefan’ny fisoronana izany dia mbola  ny fanatitrao sy ny fanati-pisaoranao 
mitohy eto an-tany ankehitriny. Ny  ho an’ny Avo Indrindra ianao, ary hi-
mpihazona fisoronana tanora mane- baboka ny fahotanao amin’ny rahala-
rana ny tany dia manao izay maha- hinao sy eo anoloan’ny Tompo.” 11
mendrika azy ireo mba hampiasa ny  Ny Loholona Melvin J. Ballard 
herin’ny fisoronana amin’ny alalan’ny  dia nanao soso-kevitra hoe: “Tianay 
fitandremana amim-pahazotoana ny  ny Olomasina tsirairay hanatona ny 
didin’Andriamanitra sy amin’ny fiainana  latabatry ny fanasan’ny Tompo satria 
ny fenitry ny filazantsara. Rehefa mi- izany no toerana fanadihadihana ny 
tandrina ny tanan’izy ireo sy ny fon’izy  tena sy fanaraha-maso ny tena, izay 
ireo ho madio ireo zatovolahy ireo dia  Zavatra feno voninahitra ny hoe  mety ianarantsika hanitsy ny diantsika 
manomana sy manamasina ary mizara  Kristianina, ny miaina amin’ny maha  sy hanova ho marina ny fiainantsika 
ny fanasan’ny Tompo amin’ny fomban’  mpanara-dia marina an’i Kristy. Hoy  manokana, ary hitondra ny tenantsika 
ny Tompo—fomba izay voafaritra araka  Izy mikasika antsika: “Tsy nama- mba hirindra amin’ny fampianaran’ny 
izay nataony 2000 taona lasa izay. n’izao tontolo izao izy, tahaka ahy  Fiangonana sy amin’ireo rahalahy sy 
Ny fandraisana ny fanasan’ny  tsy naman’izao tontolo izao.” 10 Mba  anabavintsika.” 12
Tompo no ivon’ny fitandremantsika  hitandremana antsika tsy ho voapen- Rehefa mandray amim-pahamen-
ny andro Sabata. Ao amin’ny Foto- timpentin’izao tontolo izao, dia ma- drehana ny fanasan’ny Tompo isika dia 
pampianarana sy Fanekempihava- nantena antsika izy mba hiala amin’ny  mijoro ho vavolombelona fa vonona 
nana dia mandidy antsika rehetra ny  fandrebireben’ny asa aman-draharaha  ny hitondra ny anaran’ny Mpamonjy 
Tompo hoe:  sy ireo toerana fialana voly amin’ny  sy hitandrina ny didiny ary hahatsiaro 
“Ary mba hahazoanao miaro  Andro Sabata. Azy mandrakariva, mba hananan-
tanteraka kokoa ny tenanao tsy ho  Mino aho fa maniry antsika hia- tsika ny Fanahiny miaraka amintsika. 
voapentimpetin’izao tontolo izao, dia  kanjo araka ny tokony ho izy koa Izy.  Amin’izany fomba izany no hanavao-
handeha any amin’ny trano fivavahana  Ireo tanorantsika dia mety mieritreritra  zantsika ny fanekempihavanantsika 
ianao ary hanatitra ny fanati-pisaora- fa nilaozan’ny toetrandro ny fomba  tamin’ny batisa. Ny Tompo dia nanka-
nao amin’ny androko masina.  fiteny hoe “Fitafy Alahady.” Mbola  hery ny Apôstôliny hoe: “Fa isaky ny 
“Satria marina tokoa fa izany no  fantatsika anefa fa rehefa manom- manao izao ianareo dia hahatsiaro ity 
andro voatendry ho anao hitsaharanao  boka manao ny fitafy andavanandro  ora izay niarahako taminareo ity.” 13
amin’ny asanao ary hanatanterahanao  amin’ny andro Alahady ny olona iray  Indraindray isika dia mihevitra ny 
ny fanompoana ny Avo indrindra. . . . dia manaraka izany ny fihetsika sy  hoe miala sasatra amin’ireo asan-
. . . Ary amin’io andro io, dia tsy  ny asa. Mazava ho azy, fa mety tsy  tsika ho toy ny hoe tsy manao ny 
hanao zavatra hafa ianao.” 9  ho ilaina ny hanaovan’ny zanantsika  anton’asantsika na ny asa andraisan-
"Raha mandinika ny lamin’ ny  akanjo fitafy Alahady hatramin’ny  tsika karama fotsiny ka mametraka 
Sabata sy ny Fanasan’ny Tompo eo  filentehan’ny masoandro. Kanefa  eo amin’ny varavaran’ny fiasana ny 
amin’ny fiainantsika manokana isika  amin’ny alalan’ireo akanjo amporisi- soratra hoe “Mikatona.” Kanefa eo 
dia misy zavatra telo izay takian’ny  hantsika hanaovan’izy ireo sy amin’  amin’izao tontolo izao ankehitriny dia 
Tompo amintsika. Voalohany, ny hi- ireo fiaraha-mientana omanintsika dia  tafiditra ao anatin’ny hoe asa ny asa 
tandrina ny tenantsika tsy hovoapen- manampy azy ireo isika hiomana ho  andavanandro eo amin’ny fiainantsika. 
timpentin’izao tontolo izao. Faharoa,   amin’ny Fanasan’ny Tompo sy hanka- Azo ampidirina amin’izany ireo asa 
ny handeha any amin’ny trano   mamy ny fitahiana entin’izany mandri- aman-draharaha izay mety ataontsika 
fivavahana sy hanolotra ny fanati-  tra ny tontolo andro. ao an-trano, ireo fifaninanana ara-
pisaorantsika. Ary fahatelo, mba   Inona no dikan’ny hoe manolotra  panatanjahan-tena, ary ireo zavatra 
hitsahatra amin’ny asantsika. fanati-pisaorana ho an’ny Tompo?  hafa izay manalavitra antsika amin’ny 
8 Liahona
Description:ary i Derek Israelsen. Ny Sary tany Argentine .. tamin'ny lesona kely nefa mahery. Vaika izay . amin'i Liam daholo isika-leSona mikasikany